Teny iditra | taona itsỳ | |
Singan-teny | taona ; itsy | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Tamin' ny taona farany tao [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | L'année dernière [1.3] | |
Ohatra | Tamin' ity aza mba azoazo, fa tsy tahaka ny tamin' ny taon' itsy
[2.5] | |
Voambolana | Fotoana | |
Tovy hevitra | taon-dasa | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20 |